Entry | 1 tsy vaky volo |
Elementary words | 2 tsy, vaky, volo |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 tsy ankanavaka, manontolo: Ny Malagasy tsy vaky volo ~ Madagasikara tsy vaky volo [1.1] |
Explanations in English |
5 the whole of a tribe or a class of people [1.2#726] 6 without distinction [1.7] |
Explanations in French |
7 tous sans exception, toute une caste, tout un district [1.3#802] 8 Tous sans exception, comme une tête dont les cheveux ne sont séparés par aucune raie [2.415#1744] 9 tous sans distinction [1.8] |
Examples |
10 Koa misaotra anao eram-po eran-tsaina izahay Zanakantitra tsy vaky volo [2.588] 11 Anisan' ny mampaningana ny Malagasy tsy vaky volo ireo, na Tanindrana na Tampatrana [2.298#5] 12 Noho izany, hoy ny tenin' ireto zanatsika nahazo tokantrano, ary hoy ny tenin' ny fianakaviana tsy vaky volo [2.346#46] |
Other spellings | 13 tsivakivolo |
Anagrams | 14 tsivakivolo, tsy vaky volo |
Updated on 2024/08/31 |